Kaominina ao Frantsa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-5:
Eo amin'ny enina arivo sy telo alina eo ho eo no isan'ny kaominina ao Frantsa.
 
SamihafaBe elanelana ny haben'ny kaominina na amin'ny lafin'ny isam-ponina na amin'ny lafin'ny velarany eo: amin'ny tany. Ny kaominina mivelatra indrindra izao ohatra dia i [[Maripasoula]] ([[Goiana Frantsay]]) ary ny be mponina indrindra dia ny tanànan'i [[Paris]] (izay isiana fivondronana miisa roapolo).
 
Ny firafitry ny kaominina dia ny [[kaonsily monisipaly]], ny ben'ny tanàna, ary rehefa misy ny ben'ny tanàna, mpanampy iray na maro.