Kaominina ao Frantsa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Pejy voaforona amin'ny « Ny '''kaominina''' ao Frantsa dia ny fizarana farany ny firenena. Ny lehiben'ny kaominina dia atao hoe ben'ny tanàna, satria tanàna iray matetika ny kaominina iray.... »
 
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Communes france-fr.svg|saritany maneho ny isan'ny kaominina isaky ny departemanta|thumb|195px|right|]]

Ny '''kaominina''' ao [[Frantsa]] dia ny fizarana farany ny firenena. Ny lehiben'ny kaominina dia atao hoe ben'ny tanàna, satria tanàna iray matetika ny kaominina iray. Ny fivondronana kaominina dia atao hoe fivondronana ary ny fivondrondrana fivondronanan[[fivondronana]] dia atao hoe departemanta.
 
Eo amin'ny enina arivo sy telo alina eo ho eo no isan'ny kaominina ao Frantsa.
 
Samihafa ny haben'ny kaominina na amin'ny lafin'ny isam-ponina na amin'ny lafin'ny velarany eo amin'ny tany. Ny kaominina mivelatra indrindra izao ohatra dia i [[Maripasoula]] ([[Goiana Frantsay]]) ary ny be mponina indrindra dia ny tanànan'i [[Paris]] (izay isiana fivondronana miisa roapolo).
 
Ny firafitry ny kaominina dia ny [[kaonsily monisipaly]], ny ben'ny tanàna, ary rehefa misy ny ben'ny tanàna, mpanampy iray na maro.
 
Any Frantsa dia ahitana kaominina enina izay lazaina hoe "maty ho an'i Frantsa"<ref> Bezonvaux, Beaumont-en-Verdunois, Cumières-le-Mort-Homme, Fleury-devant-Douaumont, Haumont-près-Samogneux et Louvemont-Côte-du-Poivre</ref>, tsy ipetrahana mponina intsony, ary manana ny ben'ny tanàna voatonon'ny prefet ny departemanta.
 
Misy koa ny atao hoe ''communes déléguées''.
 
== Tsiahy ==
{{ref}}
 
{{vangovango}}