Fanoroana:Sonia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Andalana faha-31:
 
== Ahoana ny fampiasan'ny sonia ? ==
 
=== Misy rohy ===
 
Rehefa misonia ianao, miditra ao anatin'ny lahatsoratra ny rohy ny pejinao sy ny pejin-dresanao. Tsy mila manao ''reglage'' ianao ra tsy tia hanao.
 
=== Sonia tsotra ===
 
Rehefa voakitija ny "Sonia tsotra", ny lahatsoratra ampidirinao ao ny sonianao. Ary '''tsy''' misy rohy mande hoazy eo.
 
Tsy manakanananao manao rohy makany amin'ny peji-mpikambananao ianao ; tsy mande hoazy fotsiny izy eo.
 
Tokony soratanao ao izany ny rohy makany amin'ny pejinao sy ny pejin-dresanao. Miaraka amin'ny syntaxe wiki sns.
 
== manova ny sonia ==