Lalàna (mitovy fanoratra): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Pejy voaforona amin'ny « Ny '''lalàna''' dia fitsipika na amboaram-pitsipika tsy mainty arahin'ny olon-drehetra, avoakan'ny mpitondra fanjakana, na voarakititry ny fomba amam-panao hatran'ny... »
(Tsy misy mahasamihafa)

Endrik'io pejy io tamin'ny 13 Novambra 2011 à 17:12

Ny lalàna dia fitsipika na amboaram-pitsipika tsy mainty arahin'ny olon-drehetra, avoakan'ny mpitondra fanjakana, na voarakititry ny fomba amam-panao hatran'ny fahagolan-tany, na ataon'ny solombavambahoaka. Ny lalàna koa dia fepetra arahina amin'ny sokajin-javatra na fahaisana manokana. Ohatra : araka ny lalàn'ny fitsipi-pitenenanan malagasy dia tsy asiana n amin'ny fahakambanon-teny.

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.