Marôka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k Novana ho Marôka ilay takelaka Maroka
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-50:
}}
 
Ny '''MarokaMarôka''', na amin'ny toetra ofisialy '''Fanjakan'i MarokaMarôka''' (amin'ny [[fiteny arabo]] : المملكة المغربية) dia firenena any avaratra andrefan'i [[Afrika]], ao amin'ny vondron'i [[Magreba]]. Ny renivohiny dia [[Rabat]]. Voafaritry ny [[ranomasimbe Atlantika]] ny Maroka any andrefana, ny [[ranomasina Mediteranea]] any avaratra atsinanana ary voafaritry ny detroit-n'i Gibraltar any avaratra. Ny Maroka dia mizara sisintany amin'ny Aljeria, amin'ny Sahara Andrefana any atsimo, amin'ny Maoritania any atsimo atsinanana raha tsy rarahina ny Sahara Andrefana.
 
Ny Maroka dia [[fanjakana ara-dalampanorenana]], ny mpanjakan'i Maroka ankehitriny dia i [[Mohammed VI]], anisan'ny fanjakana antitra indrindra eto an-tany ny fanjakan'i Maroka. Mpikambanan'ny vondron'i Magreba arabo, ny [[Francophonie]] ary Organisation de la Conference Islamika ny Maroka. Tsy mpikambanan'ny [[Vondrona Afrikana]] ny Maroka, fa te-hanamafy ny fifandraisany amin'ny [[Vondrona Eoropeana]]. Tamin'ny [[1987]], nanandrana niditra tao amin'ny CEE ny Maroka, fa tsy tafiditra ; nahazo « statut avancé » ny Maroka tamin'ny Vondrona Eoropeanina. Tamin'ny [[15 Mey]] [[2009]], niditra tamin'ny Centre Nord-Sud du Conseil de l'Europe ny Maroka.