Louisiana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Map of USA LA.svg|220px|ankavanana|thumb|Mapa ny Louisana]]
 
Ny '''Louisiana''' dia [[firenenafaritany mizaka-tena]] iray any [[Etazonia]], ny renivohiny dia [[Bâton Rouge]], misisina amin'ny renirano [[Mississipi]]. Ny tanàna tena ngeza indrindra any Louisiana dia '''New Orleans'''
 
Ny Louisiana dia ilay [[faritra]] atsimo ny [[Frantsa Vao]] hatramin'ny 1813, Tamin'io daty io, novidian'ny Amerikana ny Louisiana, ary ho an'ny Amerikana, voasokatra ny làlan'ny Andrefana (Jereo [[:fr:Ruée vers l'or|Ruée vers l'or]] na [[:en:Gold Rush|Gold Rush]]).