Maily: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
ZéroBot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.7.1) (Rôbô Nanampy: af, ar, ast, bg, bn, ca, cs, cy, da, de, dv, el, eo, es, et, eu, fa, fi, fiu-vro, fr, gl, he, hi, hr, hu, id, is, it, ja, ka, ko, lb, lt, lv, mk, mr, ms, nl, nn, pl, pnb, pt, ro, ru, scn, simple, sk, sl, sr, stq, sv, sw, t...
Andalana faha-31:
Ny romana dia ny voalohany indrindra ny mampiasa ny refy handrefesana ny halavana lehibe izay nantsoiny hoe ''mille passuum'' (ara-tsratra [[dingana]] arivo amin'ny fiteny latina. Ny maily romana dia mirefy dingana arivo na tongotra (feet) dimy arivo, izany hoe eo amin'ny 1 479 metatra eo ho eo. Io refy io, izay antsoina ankehitriny hoe ''[[Maily romana]]'' dia nihatra eraky ny Fanjakambe Romana, miampy fanovana madinika mba hampiady azy amin'ny refy miasa eo amin'ny an-toerana.
 
== Maily ara-tantara tao amin'ny tontolo arabo ary tao Eoropa ==
 
* Ny refin'ny maily arabo dia nampaisain'ny jeografa mozilmana ary mirefy eo amin'ny 1 925 metatra eo ho eo.