Ranomasina Baltika : Fahasamihafan'ny versiona roa

 
== Jeografia ==
[[Sary:Locatie Oostzee.PNG|Ranomasina Baltika ao Eoropa|left|220px|thumb]]
Ny ranomasina Baltika dia atao hoe farihy ''proglaciaire'' tamin'ny andro taloha. Nivadika Ranomasina ny Ranomasina baltika tamin'ny fialan'ny ranomandry ary ny fitatry ny tany manodidona (antsoina hoe ''izôstazia'', izany hoe mitatra ireo tany voapotsitra rehefa tsy voapotsitra intsony).