Ranomasina Baltika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Andalana faha-8:
 
== Jeografia ==
Ny ranomasina Baltika dia atao hoe farihy ''prograciaire'' tamin'ny andro taloha. Nivadika Ranomasina ny Ranomasina baltika tamin'ny fialan'ny ranomandry ary ny fitatry ny tany manodidona (antsoina hoe ''izôstazia'', izany hoe mitatra ireo tany voapotsitra rehefa tsy voapotsitra intsony).
 
=== Velarantany ===
Ny velarantan'ny ranomasina Baltika dia dimy alina sy efatra hetsy kilometatra toradroa raha isaina ny Kattegat.
 
=== Hasira ===
Ny hasiran'ny ranomasina Baltika dia folo grama isaky ny litatra. Izany hoe ampahan-telon'ny hasira salasalan'ny ranomasimbe eto Tany.
 
{{vangovango}}