Ranomasina Baltika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Pejy voaforona amin'ny « 170px|thumb|ankavanana|Ny ranomasina Baltika (sarin'i NASA) Ny '''ranomasina Baltika''' dia ranomasina iray ... »
(Tsy misy mahasamihafa)

Endrik'io pejy io tamin'ny 5 Oktobra 2011 à 18:52

Ny ranomasina Baltika dia ranomasina iray eo amin'ny faritra Avaratr'i Eoropa. Ny firenena manana amorontsiraka amin'ny ranomasina Baltika dia i Alemaina, Danmarka, Rosia, Soeda, Finlandy, Litoania, Estonia, Letônia ary Polonia. Zato tapitrisa no isan'ny mponina miaina manodidon'ny Ranomasina Baltika.

Ny ranomasina Baltika (sarin'i NASA)

Fihaviana

Ny ranomasina Baltika dia farihy lehibe navelan'ny ranomandry lehibe. Tsy nikasika ny Ranomasina Ilay velaran-drano tamin'ny voalohany. Nivadika ranomasina ny ranomasina Baltika tamin'ny faran'ny taon'ny ranomandry.

 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.