Maily: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''maily iraisam-pirenena''', antsoika koa hoe '''maily''' (avy amin'ny teny anglisy ''mile'') dia halava iray izay mirefy 1 609,344 [[kilometatrametatra|kmm]]. io refy io dia ampiasaina any Etazonia, any amin'ny Fanjakana Mitambatra ary any amin'ny firenena hafa maro ao amin'i Commonwealth. Anisan'ny refy imperialy ny maily.
 
Ny maily iraisam-pirenena dia samihafa amin'ny maily amerikanina. Ny maily amerikanina dia mirefy 1 609,347 metatra.