Namibia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
MerlIwBot (dinika | fandraisan'anjara)
k Rôbô Nanala: nap:Namibia (deleted)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-40:
}}
 
I '''Namibia''' na '''Repoblikan'i Namidia''' (amin'ny fiteny anglisy ''Namibia'' ary ''Republic of Namibia'', amin'ny fiteny alemana ''Namibia'' ary ''Republik Namibia'', ary amin'ny fiteny afrikaans ''Namibië'' ary ''Republiek van Namibië'') dia firenena ao atsimon'i Afrika. Ny [[faritany]] misy an'i Namibia ankehitriny dia nitondra ny anarana ''Atsimo Andrefana afrikana'', zanatany alemana, ary taty aoriana protectorat an'i Afrika Atsimo. Firenena mahaleotena i Namibia hatry ny tamin'ny 21 Martsa 1990. Ny firenena mamaritra azy dia i Angola any avaratra, ny Repoblikan'i Afrika Atsimo any atsimony, ny Botswana any atsinanay ary ny Zimbabwe ary i Zambia any avaratra andrefany.
 
Ny renivohiny dia Windhoek, renivohitry ny zanatany alemana an'i Atsimo andrefana afrikanina taloha. Ny dikan'i ''Windhoek'' amin'ny fiteny afrikaans dia 'toerana tsofon'ny rivotra'. Telo hetsy eo ho eo ny isam-ponina any Windhoek, izany hoe eo amin'ny folo isan-jaton'ny isam-ponina manontolo eo ho eo (roa tapitrisa mponina).