Penina: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Rrador (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy voaforona amin'ny « taho kely fanoratana, vita amin'ny hazo na vy na akora hafa izay mifangaro na tsia, izay loaka anaty mba ahafahan'ny tsirano-menaka miloko (mainty, manga, mena na maitso... »
 
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''penina''' dia taho kely fanoratana, vita amin'ny hazo na vy na akora hafa izay mifangaro na tsia, izay loaka anaty mba ahafahan'ny tsirano-menaka miloko (mainty, manga, mena na maitso amin'ny ankapobeny) mitsotsorika midina tsikelikely milelaka ny tendrony ambany boribory. Ka ny fiodinan'io farany no manome ny soratra.