Wikipedia:Vaovao: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Krizy ara-bola]], [[Krizin'ny trosa ao amin'ny Faritra Euro]] [http://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Wikipedia:Vaovao&action=edit ovaina]
<!--
Fitsipika momban'ny fanovana ny fizarana "VAOVAO" :
 
1. Apetraho ny daty nitrangan'ilay vaovao.
2. Ataovy amin'ny soramahia ny zava-nitranga.
;3. <big>Vaovao maneranaizay erak'izao tontolo izao</big> hapetraka.
-->
-----------------
;<big> Vaovao eto amin'ny Wikimedia</big>
20 Jolay :
* Nahatratra roa hetsy ny isan'ny fanovana teto amin'i Wikipedia amin'ny teny malagasy.
17 Jolay :
* Nitombo roa arivo ny isan'ny lahatsoratra eto amin'i Wikipedia amin'ny teny malagasy ; 536 677 no isan'ny teny iditra eo amin'i [[wikt:mg:|Wikibolana]].
13 Jolay :
* Tonga eo amin'ny dimy arivo ny isan'ny lahatsoratra ao amin'ny Wikipedia amin'ny fiteny faroesa amin'ny alalan'ny ídnaðarland‎ nosoratan'i Niceley.
* Iray alina no isan'ireo mpikambana nisoratra anarana tao amin'ny Wikibolana amin'ny fiteny neerlandry.
* Iray arivo no isan'ny lahatsoratra ao amin'ny Wikisource amin'ny teny Norveziana (Bokmal).
 
; <big>Vaovao manerana izao tontolo izao</big>
 
;<big>Vaovao manerana izao tontolo izao</big>
* [[20 Jolay|20 Jol.]] : Voasambotra i [[Goran Hadžić]] tany avaratr'i [[Belgrade]]. Izy no olona farany nangatahan'ny [[Mpitsara ny Heloka Bevava Iraisam-pirenena ho an'i Iogoslavia]]
* [[20 Jolay|20 Jol.]] : Hanoanana lehibe ao amin'ny Tandrok'Afrika (Somalia)
* [[13 Jolay|13 Jol.]] : Fipahana baomba nahafaty olona roapolo any [[Mombay]] ([[India]]).
* [[9 Jolay|9 Jol.]] : Nahaleotena tamin'i Sodana i [[Sodana Atsimo]].