Rajoelina Andry: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-3:
[[Sary:Andry Rajoelina, November 2008.jpg|220px|right]]
 
I '''Andry Rajoelina''' no iantsoana an'i '''Andry Nirina Rajoelina''' teraka tamin'ny 30 Mey 1974. Mpanao politika malagasy ary mpanana radio sy televiziôna.
 
Izy no ben'ny tanànan'Antananarivo nanomboka ny 12 desambra hatramin'ny 3 febroary 2009 mialohan'ny nametrahany ny fahefana ho an-dRamatoa Michelle Ratsivalaka izay nosoloina koa an'i Edgard Razafindravahy avy any Ambohimalaza toa an'i Rajoelina.
 
Naka ny fahefana teto Madagasikara izy tamin'ny alàlan'ny fanonganam-panjakana tamin'ny 17 Martsa 2009 ary nanao ny tenany ho filohan'ny [[Fahefana Avon'ny Tetezamita]] (FAT na HAT).
Nanao ny fianianana izy ny [[21 Martsa]] 2009 na dia tsy nankatoavin'ny fianakaviam-be iraisam-pirenena aza izany. Nentiny tamin'izany ny taratasy avy amin'ny fitsarana avo momba ny lalàm-panorenana izay tsy azo ekena ho didy satria taratasy tsotra fa tsy didim-panjakana.
 
Rehefa azony ny fahefana dia tsy misy vita ireo zavatra nampanantenainy fa naleony nampihorohoro ny vahoaka malagasy naneho ny heviny. Noraràny tsy ho azo idirana intsony ny teo amin'ny kianjan'[[Ambohijatovo]] izay nolazainy fa ''"Kianjan'ny demokrasia"'' rehefa nanomboka tsy voafehy intsony ny fitomboan'ireo olona tsy mankasitraka azy.Ok!
 
Efa nahatsangana building ao Maurice[[Maorisy]] izy amin'izao fotoana izao, ary trano maromaro any [[Frantsa]]. Tsy mihevitra ny hanangana orinasa maro eto izy satria matahotra ny valifaty tamin'ny nibodoany ny fananan-dRavalomanana Marc.