Rajoelina Andry: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-11:
 
Rehefa azony ny fahefana dia tsy misy vita ireo zavatra nampanantenainy fa naleony nampihorohoro ny vahoaka malagasy naneho ny heviny. Noraràny tsy ho azo idirana intsony ny teo amin'ny kianjan'Ambohijatovo izay nolazainy fa "Kianjan'ny demokrasia" rehefa nanomboka tsy voafehy intsony ny fitomboan'ireo olona tsy mankasitraka azy.Ok!
 
Efa nahatsangana building ao Maurice izy amin'izao fotoana izao, ary trano maromaro any Frantsa. Tsy mihevitra ny hanangana orinasa maro eto izy satria matahotra ny valifaty tamin'ny nibodoany ny fananan-dRavalomanana Marc
 
[[Sokajy:Politika ao Madagasikara]]