Rajoelina Andry: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k Robot : Changement de type cosmétique
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-10:
Nanao ny fianianana izy ny 21 Martsa 2009 na dia tsy nankatoavin'ny fianakaviam-be iraisam-pirenena aza izany. Nentiny tamin'izany ny taratasy avy amin'ny fitsarana avo momba ny lalàm-panorenana izay tsy azo ekena ho didy satria taratasy tsotra fa tsy didim-panjakana.
 
Rehefa azony ny fahefana dia tsy misy vita ireo zavatra nampanantenainy fa naleony nampihorohoro ny vahoaka malagasy naneho ny heviny. Noraràny tsy ho azo idirana intsony ny teo amin'ny kianjan'Ambohijatovo izay nolazainy fa "Kianjan'ny demokrasia" rehefa nanomboka tsy voafehy intsony ny fitomboan'ireo olona tsy mankasitraka azy.Ok!
 
[[Sokajy:Politika ao Madagasikara]]