Wikipedia:Ny tsy tokony ho wikipedia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
DotMG (dinika | fandraisan'anjara)
k ypots
DotMG (dinika | fandraisan'anjara)
Fanatsarana rafitry ny fehezanteny
Andalana faha-6:
Tsy [[rakibolana]] ny [[Wikipedia]] ; raha tsy [[rakipahalalana|ensiklopedi]]ka ny ''voambolana'' iray, dia tsy tokony hanaovana [[lahatsoratra]] ato ; ary raha misy ''voambolana'' maro no miresaka momba ny fotokevitra ensiklopedika iray, dia lahatsoratra iray ihany no tokony hisy ato, fa ny lohateny hafa kosa dia tokony ho tandindon'ny pejy iray fotsiny ihany, amin'ny alàlan'ny ''redirections''.
 
Ny fampidirana ao amin'ny lahatsoratra iray dia tokony hamariparitra ny ambangovangon'ilay lahatsoratra sy ny tantarany fa tsy ho fandrasàna teny sy etimôlôjia ary ny fampiasana ny ilay lohateny. Ny pejin'ny ''teny mitovy feo'' dia tokony hampiasaina hampisehoana ireo lahatsoratra manana lohateny mety hitovitovy fanononana na tsipelina nefa manana dikany samihafa. Ohatra, ny lahatsoratra [[Madagasikara]] firenena, [[Madagasikara (zavamaniry)]], ary [[Madagascar (sarimihetsika)]] dia tokony hanana pejy ahitana ny mitovitovy fanononana na fanoratana aminy, mba hahafahan'ny mpamaky mahita moramora kokoa ny lahatsoratra tadiaviny.
Ny fampidiran'ny lahatsoratra iray dia tsy maintsy mandika an-tsoratra ny kaonsèptany ary tsy hoe mandika an-tsoratra ny dikany sy maninjarany. Mba ho anangona lahatsoratra mitovy anarana ny pejy ny ''teny mitovy feo'', io zavatra mety manoro olona na toherana manana teny mitovy.
 
NyTsy midika akory izany fa hoe ny etimôlôjia, ny fitenenanafandrasana teny, na zavatra afahafa misyefa hita anatin'ny diksionerarakibolana dia ''hors-sujet'' ambonato anatin'ny [[Wikipedia]], ny marina kokoa dia >>hoe tsy zavatraatao tokonylaharampahamehana horesahanana an-daharampahamehanavotoatin'ny lahatsoratra izy ireoireny.
 
Azonao jerena ny [http://mg.wiktionary.org Wikibolana] (rakibolana wiki), tetikasa hafa novolavolain'ny [[Wikimedia Foundation]]