Wikipedia:Ny tsy tokony ho wikipedia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Alno (dinika | fandraisan'anjara)
Andalana faha-3:
=== Ny wikipedia dia tsy taratasy firaketana ===
=== Ny wikipedia dia tsy diksionera ===
 
Tsy [[diksionera]] ny [[Wikipedia]] ; raha tsy [[Ensiklopedia|ensiklopedi]]ka ny ''terme'' iray, tsy tokony ho isy [[lahatsoratra]] ho azy ato ; ary raha misy ''terme'' maro no miresaka amin'nà fotokevitra ensiklopedika iray, lahatsoratra iray ihany no mitaha azy dia misy pejy ny vala (''redirections'').
 
Ny fampidiran'ny lahatsoratra iray dia tsy maintsy mandika an-tsoratra ny kaonsèptany ary tsy hoe mandika an-tsoratra ny dikany sy maninjarany. Mba ho anangona lahatsoratra mitovy anarana ny pejy ny ''teny mitovy feo'', io zavatra mety manoro olona na toherana manana teny mitovy.
 
Ny etimôlôjia, ny fitenenana, na zavatra afa misy anatin'ny diksionera dia ''hors-sujet'' ambon'ny [[Wikipedia]] >> tsy ny zavatra tokony resahana an'daharam-pahamehana izy ireo.
Andana Jereo ny [http://mg.wiktionary.org Wiksionary], volavola ny [[Wikimedia Foundation]] afa
 
=== Ny wikipedia dia tsy famoahana hevitra noforonina samirery ka eto no hamoahana azy voalohany ===
=== Ny wikipedia dia tsy fanaovana dokam-barotra na propagandy ===