Kanji: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Andalana faha-18:
Misy aloha ny refôrma eo amin'ny fampiasana soratra silabika ; tsy fônetika intsony sy dikany ; ny soratra miarak'aminy kana mampandray an-tsoratra ny teny japnezy ; afatsi'ny zavatra gramatikaly monosilabika (silaby tokana), ny fehezanteny japonezy mety afaka raisana an-soratra raha manarak'aminy didy tsotra.
 
Nanaraka aveo ny refôrma ny kanji sy ny fampiasana azy. voateny ny lisitra ny kanji mihasa be ny [[tōyō kanji]] (当用漢字) manana [[lohavy miemirika sorakaliana (''caractère, sinogramme'')]] 1850.
 
Tokony fantatran'ny mpianatra ny 886 amin'ireo rehefa mivoaka eo arinan'ny taona fianarana (mandritry ny 6 taona).