Kanji: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-13:
 
=== Ny Kanji ofisialy ===
 
Taminy fanombohanan'ny taonjato faha 20, nisy ny refôrma na tsipelina faha voasakan'ny mpitondra ilay izy, teo arinan'ny ady be faha 2 ny refôrma voa tena nisy.
 
Misy aloha ny refôrma eo amin'ny fampiasana soratra silabika ; tsy fônetika intsony sy dikany ; ny soratra miarak'aminy kana mampandray an-tsoratra ny teny japnezy ; afatsi'ny zavatra gramatikaly monosilabika (silaby tokana), ny fehezanteny japonezy mety afaka raisana an-soratra raha manarak'aminy didy tsotra.
 
Nanaraka aveo ny refôrma ny kanji sy ny fampiasana azy. voateny ny lisitra ny kanji mihasa be ny [[tōyō kanji]] (当用漢字) manana lohavy miemirika sorakaliana (''caractère, sinogramme'') 1850.
 
Tokony fantatran'ny mpianatra ny 886 amin'ireo rehefa mivoaka eo arinan'ny taona fianarana (mandritry ny 6 taona).
 
Nitsohorina ny sinograma maro. nihampy sinôgrama 92 ny tōyō kanji taminy 1951
 
Nisy refôrma afa nataon'ny ministera ny fianarana tao arinan'io.
 
* Ny [[jōyō kanji]] taminy taona [[1981]]
* Ny [[jinmeiyō kanji]] taminy taona [[1990]]
 
=== Ny kanji taloha ===