Filipina: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-3:
| nom_local2=Republic of the Philippines
| nom_local3=República de las Filipinas
| langue1=fitl
| langue2=en
| langue3=es
Andalana faha-44:
|notes=
}}
I '''Filipina''' na amin’ny anarany lava '''Repoblikan’i Filipina''', na amin’ny [[fiteny tagalaogy]] ''Republika ng Pilipinas'', na amin’ny [[fiteny anglisy]], ''Republic of the Philippines'', dia firenena iray eo amin’ny tambanosy miisa nosy 7 107 ary manana velarantany telo hetsy kilometatra toradroa (90%-n’ny velarantan’i Filipina ny nosy roa ambin’ny folo lehibe indrindra). Nosy mahery ny roa arivo no misy mponina mipetraka ary 2 400 no isan’ireo nosy tsy manana anarana. Any amin’ny faritra andrefan’ny Ranomasimbe Pasifika no misy an’i Filipina. Ny firenena manodidina azy dia i [[Taiwan]] any avaratra, ny faritany atsinanan’i [[Malaizia]] (Borneo), [[Brunei]], ary [[Indonezia]] (Faritany Indonezianin’i Borneo na [[Kalimantan]]).
 
Ireo faritany telon’i Filipina dia [[Luzon]], [[Visaya]] ary [[Mindanao]]. Ny nosin’i Luzon no lehibe indrindra ary avaratra indrindran’ny firenena, ary ao no misy ny renivohiny Manila ary ny tanàna lehibe indrindra Quezon City, miisa 15 tapitrisa mponina. Eo amin’ny faritany afovoan’i Filipina no misy an’i [[Visaya]], ahitana ny nosy Negros, [[Cebu]], [[Bohol]], [[Panay]], [[Masbate]], [[Samar]] ary [[Leyte]]. Any atsimo no ahitana an’i [[Mindanao]], nosy faharoa amin’ny velarantaniny. Davao, Marawi ary Zamboanga ary Cagayan no tanàna lehibe ao amin’ny nosin’i Mindanao. Any atsimo andrefan’i Mindanao no ahitana ireo nosin’i Sulu ohatr’i Basila, Jolo ary Tawi Tawi ; akaikin’i Borneo no misy azy ireo ary ireo nosy ireo dia itoeran’ny vondrona isilamista mpampatahotra Abu Sayyaf. Any andrefan’i Visaya no misy ny tamba-nosin’i [[Palawan]], miisa nosy 1 700.
Ny '''Filipina''' na [[repoblika]]n'i Filipina, dia [[firenena]] manana nosy 7 107 any andrefan'i [[Ranomasimbe Pasifika]] 1 000 {{km}} any antsimo-antsinanan'i [[Azia]]. Izy no firenena be katôlika indrindra any Azia. Manana fianjadiana be ny [[Espaina]] sy ny [[Etazonia]], nananjanantan'i Filipina ireo firenena roa ireo.
 
== Tantara ==
{{...}}
 
== Toe-tanyJeografia ==
 
== Jereo koa ==
[[Sary:Ph physical map.png|220px|ankavanana|thumb|saritan'i Filipina]]
 
Arsipelina 7 107 [[nosy]] ny filipina. Misy 1 000 nosy eo no misy olona mipetraka. 300 000 {{km2}} ny velarana tontalin'ireo nosy ireo. Maka 94%n-ny velarana tontali'ni filipina ny nosy ngeza indrindra (raika ambin'ny folo). 105 000 {{km2}} ny fivelaran'ny nosy [[Luzon]], ilay nosy ngeza indrindra. 95 000 {{km2}} ny fivelaran'ny Nosy [[Mindanao]], ilay nosy ngeza indrindra eo arian'ny Luzon.
 
Betsaka ny ororon-tany any Filipina.
 
=== Vohontany ===
 
Ny nosy ny filipina dia avy amin'ny volkana daholo. Eo ambon'ny fehin-kibon-tan'ny pasifika ilay arsipely ny filipina. Betsaka ny [[volkana]] mbola velona, ny firofotr'i [[Pinatubo]] tamin'ny [[1991]] ny farany nisy. Misy koa volkana mbola velona, ilay [[tendrona Mayona]].
 
Tendrimbohitra daholo ny ankabiazan'ny vohotan'ny nosy any Filipina, ary betsaka ny [[lohasaha]]. Misy [[tora-pasika]] daholo ny nosy, fa tery kely izy ireo ary vitsy ny renirano azo andianana sambo... Feno [[ala]] ny ankabiazan'ny nosy filipina. Fa ankehitriny, 10%n-ny filipina fotsiny sisa izao no misy ala.
 
=== [[Toetrandro]] ===
 
[[Trôpikaly]] ny toetrandro any filipina. Manome [[orana]] ny rivotra (mousson) ny fahavaratra amin'ny volana [[Mey]] hatramin'ny volana Oktobra. Ary maina sy mangatsitsiaka ny rivotra ny [[ririnina]], amin'ny volana Desambra hatramin'ny volana [[Febroary]]. 5 000 {{mm}} ny latsak'orana eo amin'ny amorontsiraka, ary mety milatsaka amban'ny 1 000 {{mm}} izy any an-t[[saha]].
 
== Politika ==
 
Ny Filipina dia nahazo fahaleovantena saika tanteraka tamin'ny 24 Marsa 1934 tamin'ny Tyding-McDuffy Act, ny filoha voalohany dia lany tamin'ny 1935 (taonan'ny fahaleovantena tanteraka). Ny fomba ara-governemantan'ny Filipina dia tahaky ny sistema amerikanina. Ny lalampanorenana tamin'ny 1987, nampiasaina tamin'ny fanjakan'i Corazon Aquino, dia namerina ny sistema ara-piloha miaraka amin'ny fahefala ara-dalàna sy fahefana ara-pitsarana mahaleotena.
 
=== Fahefana mpanatanteraka ===
 
=== Fanefana mpanao lalàna ===
 
=== Fahefana mpitsara ===
 
=== Fifandraisana iraisam-pirenena ===