Fiteny espaniôla: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k r2.7.2) (Rôbô Nanampy: xmf:ესპანურ ნინა
Andalana faha-33:
Ny fivoaran’ny fiteny espaniola dia :
* Fivadihan'ireo zanapeo fohy manan-tsindrimpeo ho zanapeo misosona (''ĕ'' → ''ie'' ; ''ŏ'' → ''ue'')
* Fivadihan'ireo renifeo miverina indroa ho renifeo andilany (''nn'' → ''ñ'' ; ''ll'' → ''ll'' {{API|/ʎ/}})
* Fanjavonan’ny teny latina manomboka amin’ny renifeo ''f'' nivadika ho ''h'' (''fabulare → ''hablar'')
* Fampiasana zanapeo dimy (a, e, i, o ary u)
 
== Voambolana ==
 
== Jereo koa ==