Fiteny espaniôla: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-9:
 
== Tantara ==
 
[[Sary:Linguistic_map_Southwestern_Europe.gif|185px|ankavanana|thumb|Sarintan'ireo fiteny notenenina tao amin'ny tanjona Iberika nanomboka tamin'ny taonjato faha 11 hatramin'izao fotoana izao.]]
 
Ny fiteny espaniola dia fiteny romana, izany hoe fiteny avy amin’ny fiteny latina fampiasan’ny vahoaka (latin vulgaire) tamin’ny taonan’ny Fanjakambe romana. Ny fiteny latina fampiasan’ny daholobe dia somary samihafa amin’ny fiteny latina an-tsoratra amin’izy moramora kokoa.