Wikipedia amin'ny teny malagasy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k fanitsiana
Andalana faha-5:
Wikipedia faha efatra lehibe indrindra amin'ny fiteny any Afrika ny wikipedia malagasy. Ary izy irery ankehitriny no tetikasa Wikipedia amina fiteny barito.
 
Ny toerana isian'ny mpiteny malagasy dia any Madagasikara amin'ny ankapobeny (roapolo tapitrisa), Fa ny mpikambana tena mavitrika indrindra ao amin'io wikipedia io dia mipetraka any Frantsa. Ny wikipedia amin'ny teny malagasy dia iraisam-pirenena ary tsy mifatotra amin'i Madagasikara na [[Frantsa]] irery na dia hoe "mg" aza ny kaodim-piteniny. Misy koa mpiteny malagasy maromaro mipetraka any Kanada na any Etazonia
 
== Daty ==