Teratanin' i Amerika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k fanagasiana ny baiko ao anaty sary (left lasa ankavia, right lasa ankavanana)
k fanitsiana
Andalana faha-8:
[[Sary:Nahua man of Morelos.jpg|200px|ankavanana|thumb|Nahua avy any Morelos]]
 
Betsaka ny foko indianina mihazana sy mioty, misy maromaro ihany koa mamboly. Misy fiaraha-monina miaina amin'ny fambolena ary misy sasany hafa mamboly, mihazana ary mioty. Misy [[faritra]] any amerika mbola ipetrahan'ny terataniny; Any Meksika sy any Bolivia izao no tena betsaka teratany indrindra any Amerika raha miresaka ara-kevitra (proportion). Ary misy fiteny teratany maro mbola be mpiteny, toy ny fiteny Nǎhuatl, ny fiteny Maya sy ny fiteny Guaraní. Olona amana tapitrisa no miteny ireo fiteny ireo. Misy koa teratany mbola tsy fantatra ary mbola tsy ary nahita Eoropeanina. Misy izao ohatra teratany any [[Brezily]] ([[Amazonia]]) mbola tsy hita mihintsy.
 
 
Andalana faha-30:
[[Sary:Grand Entry Omaha.jpg|340px|thumb|[[Pow wow]]]]
 
Ny amerika dia voazara amin'ny [[faritany]] 9. Ny olona miaina ao anaty ny [[faritany]] ireo dia manana fomba fiainana afa nohon'i olona miaina anatin'y [[faritany]] avaratr'andrefana (oatra).
 
Ny Vondrona manjaka ohatra anatin'y [[faritany]] ny tanin'ahitra (prairie) dia Ny vondrona ''Siouan'' (foko Deghihas, Chiweres, Dakotas...).
 
=== Finoana ===