Shatt al-Arab: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
EmausBot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.6.4) (Rôbô Nanova: es:Río Shatt al-Arab
k fanitsiana
Andalana faha-1:
'''Shatt al-'Arab''' na '''Arvandrud''' - (midika "moron'ny arabo") - dia onin'i [[Azia]] atsimo-andrefana nateraky ny fihaonan'ny ony [[Tigra]] sy [[Efrata]], 150 km alohan'ny hivarinany any amin'ny [[helodrano persika]].
 
Shatt al-'Arab, izay mandalo ny tanàna [[irakena]] [[Bassora]], dia azo ifamoivoizana tsara amin'ny ankapobeny, ka izay no mahasarobidy azy ho an'ny famatsiana [[solitany]] ireo [[faritra]] manodidina.
 
[[Sokajy:Renirano ao Azia Andrefana]]