Faritra Sava: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k fanagasiana ny baiko ao anaty sary (left lasa ankavia, right lasa ankavanana)
k fanitsiana
Andalana faha-1:
[[Sary:Madagascar-Sava Region.png|240px|ankavanana|thumb|Ny [[faritra]] sava nolokoina mena]]
 
Ny '''faritra Sava''' dia [[faritra]] ao amin'ny [[faritan' Antsiranana]], any avaratr'i [[Madagasikara]]. Ny renivoohiny dia [[Sambava]]. Ny [[faritany]] dia ao amin'ny amorontsiraka avaratra atsinanan'i [[Madagasikara]]. Izy io dia mizara sisintany amin'ny [[faritra Diana]], any avaratra andrefana, ny [[Sofia]] any atsimo andrefana ary ny [[faritra Analanjirofo]] any atsimo. Ny isam-ponina dia 805 300 tamin'ny [[2004]] ary ny velarantany dia 25 518 {{km2}}.
 
Ny [[faritra Sava]] dia voazara distrika efatra : [[Distrikan'i Sambava|Sambava]], [[Distrikan' Antalaha|Antalaha]], [[Distrikan'i Vohemar|Vohemar]] ary [[Distrikan' Andapa|Andapa]]. Ny anaran'ny [[faritra]] dia avy amin'ny lohasoratr'ireo distrika ireo : '''S'''ambava, '''A'''ntalaha, '''V'''ohemar ary '''A'''ndapa. Ireo tanàna ireo dia milaza-tena ho « Renivohitry ny [[lavanila]] », satria io [[faritra]] io no tena mpamoaka lavanila indrindra eto an-tany.
 
== Jereo koa ==