Sakalava: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Luckas-bot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.7.1) (Rôbô Nanampy: zh:萨卡拉瓦人
k fanitsiana
Andalana faha-1:
Ny '''Sakalava''' dia anaran'ny foko lehibe any amin'ny [[faritra]] andrefana, avaratra-andrefana ary atsimo-andrefan'i [[Madagasikara]]. Miainga avy any [[Ampasimena]] (avy any avaratra) no manomboka ny foko Sakalava, ka mianatsimo mihazo an'[[Analalava]], [[Mahajanga]], [[Besalampy]], [[Maintirano]], [[Morondava]], [[Morombe]] ary [[Toliara]]. Ireo foko mifanila vodirindrina aminy kosa dia ny [[Antakarana]] any avaratra ; ny [[Tsimihety]], ny [[Merina]] ary ny [[Betsileo]] any atsinanana ; ny [[Bara]] sy ny [[Mahafaly]] any atsimo.
 
Mizara ho [[faritra]] efatra kosa ny foko Sakalava :
* ny Sakalavan'i Boina : renivohitra [[Mahajanga]]
* ny Sakalavan'Ambongo : renivohitra [[Besalampy]]