Rano: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
CocuBot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.6.1) (Rôbô Nanampy: kk:Cу
k fanitsiana
Andalana faha-5:
* amin'ny endrika mivaingana :
** any amin'ny tendron-tany atsimo sy avaratra
** any amin'ny [[faritra]] temperé rehefa ririnina izay miraraka amin'ny endrika orampanala
** eny ambony tendrombohitra avo toy ny hymalaya sy kilimandjaro
** ao anaty vata fampangatsiahana, any amin'ny fivarotan-trondro
Andalana faha-45:
* afaka mifandray amin'ny molecule polaire hafa ny rano amin'ny alalan'io firaisana malefaka io ihany. Toy izany no ahafahany mandevona an'ireo karazana asidra, alcali ary sira isan-karazany; mbola toy izany koa no ahafahany mandevona siramamy; ary mbola toy izany koa no ahafahany mandena karazan'akora isan-karazany toy ny lamba, ny taratasy, ny hazo, sns. Antsoina koa hoe '''hydrofilika''' ireo akora polaires ireo.
 
* noho ireo firaisana malefaka amin'izy samy izy amin'ireo molecules polaires dia tsy afaka tafangaro aminy ireo molecules izay tsy mba misy [[faritra]] polaire. Voailika ireo noho izany ka tsy mahita toerana ho azy eo anivon'ny rehetra. Noho izany dia tafaraka tsy fidiny ny samy tsy polaire, dia manao firaisana malefaka kokoa, karazana firaisan'i Van Der Waals. Izany no mahatonga ny rano sy ny menaka tsy ho afaka mifangaro, izany koa no mahatonga ny rano tsy hahalena plastika, na lamosina ganagana. Antsoina koa hoe '''hydrofobika''' ireo akora tsy polaires ireo.
 
== Fiaraha-monina ==