Pôrtogaly: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
k fanitsiana
Andalana faha-43:
}}
 
I '''Pôrtogaly''' na '''Portogaly''' (Repoblikan'i Portogaly) dia [[firenena]] ao amin'ny [[faritra]] atsimon'i [[Eoropa]], andrefan'ny tanjona [[Iberika]].
 
Mizara ny sisin-tan'i [[Portogaly]] ao avaratra sy atsinanany i [[Espaina]] ; ary ny [[Ranomasimbe Atlantika|Bambandranon'i Atlantika]] no mamaritra ny sisin-taniny aty atsimo sy andrefana .
Ny archipels an'i [[Asaoro]] sy [[Madera]] dia isan'ny tafiditra ao amin'ny fari-tan'i Portogaly.
Mpikambana ao anatin'ny [[Vondrona Eoropeanina]] hatramin'ny taona [[1986]] i Portogaly.