Mponina: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k fanagasiana ny baiko ao anaty sary (left lasa ankavia, right lasa ankavanana)
k fanitsiana
Andalana faha-1:
{{vangovango}}
[[Sary:World population.PNG|224px|ankavanana|thumb|Ny isam-ponin'ny firenena eto an-tany]]
Amin'ny lafin'ny statistika, ny '''mponina''' dia vahoaka na olona miaina ao amin'ny toerana iray voafaritra. Ny isam-ponina dia isan'ny olona misy ao amin'ny [[faritra]] iray tamin'ny fotoana iray.
 
Ny [[demografia]] dia ny fandinihana ara-tstatistikan'ny isam-ponina. Ny fihetsiky ny mponina dia dinihana amin'ny atao hoe siansa ara-tsosialy, amin'ny toe-karena ary amin'ny jeografia, jeografian'ny mponina marimarina kokoa. Ny fandinihana ny mponina dia voazakan'ny lalàn'ny vina.