Môsikao: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Amirobot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.7.1) (Rôbô Nanampy: ckb:مۆسکۆ
k fanitsiana
Andalana faha-35:
=== Fivoarana ho avy ===
 
Ny faritanànan'i Moskva City dia ho toeram-barotran'i Moskva. Any ivelan'ny Moskva ara-tantara, any amin'ny distrikan'i Presnensky, ny ho hisy azy. Mivoatra be ny toeran'n Moskva City. Niheritreretina tamin'ny 1992 ilay tetikasa ary ny tanjony dia hampivoatra toerana ara-toe-karena sy toerana ipetrahana. Ny fivelaran'ilay faritanàna dia misy 1 {{km2}}. Io [[faritra]] io ihany ny voasafidy ho an'ilay tetikasa satria orinasa sy ozinina efa taloha daholo ny teo.
 
Ny Federation Tower ny ho trano mijoalajoala avo indrindra any Eoropa. ho tapitra amin'ny farany 2010 ny fanamboarana. Mety ho resin'ny Russia Tower ny Federation Tower amin'ny 2011, 650 metatra ny haabony (nijanona tamin'ny Aprily 2009 ny fanamboarana ny Russia Tower noho ny fisin'ny krizy ara-teo-karena). Ho betsaka ny trano hijoalajoala, ny toeram-barotra, ny centre aquatique eo. Ho ao amin'ny faritanàna ao koa ny hisy ny trano fandrindrana ny Moskva, sy ny trano avo ipetrahana.