Kaominina any Frantsa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Luckas-bot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.7.1) (Rôbô Nanampy: als:Gemeinde (Frankreich)
k fanitsiana
Andalana faha-1:
{{Orphan|date=Martsa 2010}}
Any [[Frantsa]], ny '''kaominina''' dia fizarana administrativa, ny fizaram-paritany kely indrindra any Frantsa. Ny kaominina dia tan'ny [[tanàna]] na vohitra. Ny velarantaniny dia mety miovaova be mihintsy (ny kaominina ngeza indrindra any [[Frantsa]] dia Paris : manana isam-ponina roa tapitrisa, ary ny kaominina kely isam-ponina indrindra tsy tsy misy olona)
 
Tamin'ny [[1 Martsa]] [[2008]], misy kaominina 36 783 any [[Frantsa]] (212 any ampitan-dranomasina) maka ny tontalin'ny firenena frantsay - afats'i Saint-Barthélemy, Saint-Martin, Wallis-et-Futuna sy ny tany tsy misy olona (Antarktika frantsay, nosy Clipperton).
 
Tamin'ny [[1 Janoary]] [[2009]], nisy [[kaominina]] 36 686 any [[Frantsa]] <ref>[http://www.rhonealpes.fr/uploads/Document/fb/WEB_CHEMIN_3396_1236701974.pdf]</ref>
 
Io isa io (36 783) dia antsasan'ny isa tontalin'ny kaominina anatin'ny [[Eoropa]] 15<ref>[http://www.colloc.minefi.gouv.fr/colo_otherfiles_fina_loca/presentations/comm.html L’analyse des comptes 2003 des communes], Rapport du ministère des finances</ref>.