Fiteny telogo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k r2.7.1) (Rôbô Nanova: fa:زبان تلگو
k fanitsiana
Andalana faha-1:
{{vangovango|fiteny}}
 
Ny '''fiteny telugu''' (soratra ofisialy : ''tĕlugu'' / తెలుగు) dia fiteny any India. Olona 70 tapitrisa no mpiteny telugu, ary any amin'ny [[faritra]] [[Andhra Pradesh]] no tena be mpiteny telugu.
 
Manana sata teny ofisialy ny fiteny telugu any amin'ny faritr'i Andhra Pradesh. Teny ofisialy ihany koa ny fiteny telugu any amin'ny [[faritra]] [[Karnataka]], [[Maharashtra]] ary any [[Orissa]]. Misy diaspora telugu any [[Mihanimara]], any [[Malaizia]], ary any amin'ny antsinanana akaiky (Moyen-Orient). Olona 70 tapitrisa no isan'ny olona miteny telugu eto an-tany.
 
Ny soratra telugu dia soratra ara-baninteny an-tàpany avy any amin'ny [[soratra brahmî]]. Ao amin'ny fiteny diravidianina ny fiteny telugu.