Fiteny anglisy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k fanagasiana ny baiko ao anaty sary (left lasa ankavia, right lasa ankavanana)
k fanitsiana
Andalana faha-32:
== Tantara ==
 
Ny fiteny anglisy dia fiteny voasokajy ao amin'ny fiteny jermanika andrefana, any Eoropa. Ny teny anglisy dia avy amin'ny tenin'ny foko jermanika tonga nipetraka ao Britania (Ilay nosin'i Britania) ary voaanjadin'ny fitenin'ny mpanjanatany avy any Skandinavia, avy any Normandia ary avy any [[Frantsa]] Avaratra tamin'ny Taona Afovoany (Moyen-Age), ary taty aoriana voaanjadin'ny teny frantsay ankehitriny. Tahaka ny fiteny maro ao Eoropa, betsaka ny indran-teny avy amin'ny fiteny latina sy avy amin'ny fiteny grika, hatramin'izay ka hatramin'izao. Ny teny romana hafa sy ny fitenin'ny zanatany taloha dia nianjadina ny anglisy britanika amin'ny fomba tsy dia lalina. Fa, ny fianjadian'ny fiteny vahiny dia samihafa eo anivon'ny firenena miteny anglisy maro samihafa (fianjadian'ny fiteny eo an-toerana), ary manao fomba fiteny iray mety manamarika ny anglisy britanika.
 
== Teny Voasintona ==