Firenena Mikambana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Xqbot (dinika | fandraisan'anjara)
k fanitsiana
Andalana faha-8:
[[Sary:Evstafiev-un-peacekeepers-sarajevo-w.jpg|thumb|220px|ankavanana|]]
 
Ao amin'ny firenena mikambana ny firenena rehetra (afatsy ny firenena sy [[faritany]] tsy manam-pahaleovantena sasany) eto an-tany. Misaraka amin'ny firenena mpikambana, ny tanjony dia mitazona ny fandriampahalemana manerana ny tany. Ny tanjony dia manamora ny fiaraha-miasa amin'ny lafin'ny zo iraisam-pirenena, ny fiarovana iraisam-pirenena, ny fivoarana ara-toe-karena, ny fivoarana ara-tsôsialy, ary ny [[Zon' olombelona]]. Ny FM dia voaforona tamin'ny 1945 mba hanolo ny [[Fikambanan'ny firenena]] (SDN) tsy nanao ny asany noho ny [[Ady Lehibe Faharoa]].
 
[[Sary:UNGENEVA.jpg|thumb|220px|ankavanana|Ny Lapan'ny Firenena Mikambana any Genève, Soisa]]