Faritra Alaotra-Mangoro: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Luckas-bot (dinika | fandraisan'anjara)
k Rôbô Nanampy: sw:Alaotra-Mangoro
k fanitsiana
Andalana faha-119:
}}
 
Ny '''Faritra Alaotra-Mangoro''' dia [[faritra]] malagasy any andrefan'ny faritan'ny Toamasina Mizara sisintany amin'ny [[faritra]] Sofia any avaratra, [[faritra]] Analanjirofo any avaratra atsinanana, [[faritra]] Atsinanana any atsinanana, [[faritra]] Vakinakaratra any atsimo andrefana, ary ny [[faritra]] Betsiboka any avaratra andrefana. Ny renivohitr'io [[faritra]] io dia Ambatondrazaka, ary ny isan'ny olona miaina any amin'io [[faritra]] io dia misy 1 112 550 tamin'ny taona 2008. Ny fivelaran'ny [[faritra]] Alaotra-Mangoro dia misy 31 948 {{km2}}.
 
Dimy ny isan'ny distrika ao amin'ny [[faritra]] [[Alaotra-Mangoro]], ary 79 no isan'ny kaominina.
 
== Jereo koa ==