Faritanin' Antananarivo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k fanagasiana ny baiko ao anaty sary (left lasa ankavia, right lasa ankavanana)
k fanitsiana
Andalana faha-12:
}}
 
Ny [[Faritanin' Antananarivo]] dia [[faritany]] malagasy misy ny renivohitr'i [[Madagasikara]]. Ny velarantaniny dia misy 58 283 {{km2}}. Ny isam-poniny dia misy 4 580 788 (tamin'ny Jolay [[2001]]). Ny renivohiny dia Antananarivo, renivohitr'i Madagasikara koa.
 
Mizara sisin-tany amin'ny [[faritany]] malagasy rehetra ny faritan' Antananarivo afatsy ny faritan' Antsiranana (Diego-Suarez) :
 
* [[Faritan'i Mahajanga]] : Any avaratra andrefana
Andalana faha-21:
* [[Faritan'i Toamasina]] : any atsinanana.
 
Ny faritan' Antananarivo ireny ny [[faritany]] tsy manana [[amorontsiraka]] amin'ny faritan'ny Madagasikara.
 
Ny filoham-paritany dia [[Emile Rakotomalala]].