Eorôpa Andrefana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Amirobot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.7.1) (Rôbô Nanampy: ckb:ئەوروپای ڕۆژئاوا
k fanitsiana
Andalana faha-6:
{{legend|#00FF00|[[Eoropa Atsimo]]}}]]
 
Ny tenenina hoe '''Eoropa Andrefana''' dia ireo firenena mikasika ny amorontsiraka Atlantika, ary noho izany ny firenena eo amin'ny [[faritra]] andrefan' Eoropa. Ny misy azy dia eo anelanelan'ny ranomasimbe Atlantika sy ny [[Eoropa Avaratra]], ny [[Eoropa Atsimo]], ny [[Eoropa Afovoany]], mety ampidirina ao amin'ny [[faritany]] andrefana na atsinanana.
 
Amin'ny lafiny ara-tantara, ny Eoropa andrefana dia ireo nanana fifandraisana diplômatika tamin' Etazonia nandritry ny [[Ady Mangatsiaka]], fa naitatra izy mba ho tafiditra ao ny firenena tsy mitongilana toy ny Soisa ; manomboka mifafa ilay sary tamin'ny fanitarana ny [[Vondrona Eoropeanina]].