Banky Foibe Eoropeana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k fanagasiana ny baiko ao anaty sary (left lasa ankavia, right lasa ankavanana)
k fanitsiana
Andalana faha-1:
[[Sary:Lôgôn'ny BFE.svg|ankavanana|thumb|150px|Ny lôgôn'ny BFE]]
[[Sary:European central bank euro frankfurt germany.jpg|ankavanana|thumb|280px]]
Ny '''Banky foibe eoropeana''' dia ny banky foiben'ny [[vondrona eoropeana]]. Ny toerana foibeny dia any [[Frankfurt am Main]] any [[Alemaina]]. Ny tanjon'ny Banky foibe eoropeana dia mitazona ny vidin'entana hitombina, mba tsy ho mahery ny roa isan-jato ny fiakaran'ny vidin-javatra. Izy io dia mandrindra ny [[politika ara-bola]]n'ny firenena eo amin'ny [[faritra]] euro. Amin'izao fotoana izao, ny Banky foibe eoropeana dia banky lehibe indrindra eto an-tany.
 
Ny Banky foibe eoropeana dia niforona teo aorian'ny [[fifaneken' Amsterdam]] tamin'ny 1998, ny foibeny dia ao Frankfurt. Ny filohany ankehitriny dia i [[Jean-Claude Trichet]].