Angôvon'ny masoandro: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k fanagasiana ny baiko ao anaty sary (left lasa ankavia, right lasa ankavanana)
k fanitsiana
Andalana faha-16:
Ny angôvon'ny masoandro azo eo amin'ny faritry ny bolantany dia miankina amin'ny
* angôvon'ny masoandro avoakan'ny [[Masoandro]] (fiovana ara-polotaona)
* [[fisian-drahona]] ([[zavona]], [[rahona]] sns.), lehibe eo amin'ny fehibe noho ny any amin'ny [[faritra]] anelanelan-trôpika.
* ny laharam-pehintany, ny fotoana, ny ora mampiova ny haavon'ny Masoandro ary noho izany ny angôvo isaky ny [[metatra efa-mira]], ary koa ny fisian-drahona any amin'ny faritra.
 
Amin'ny ankapobeny, ny tany dia mahazo hery 170 tapitrisa GW, 122 amin'ireo no lasany ary averiny any amin'ny [[habakabaka]] ny ambony. Noho izany, ny angôvo lanin'ny tan dia 3 850 zetta[[joule]] (1 ZJ = 10<sup>21</sup> J) ; raha oharina amin'ny angôvo vokatra amin'ny sasany 3 ZJ no alain'ny [[fôtôsentezy]], 2,2 ZJ no alain'ny [[rivotra]], 0,5 ZJ no vokatry ny olombelona ary 0,06 amin'io no anjaran'ny aratra.
 
Ny toerana misy [[tanimaty]], tsy dia be rahona ary eo amin'ny [[faritra anelanelan-trôpika]], dia tsara toerana ho an'ny fakàna angôvon'ny masoandro. Ny ankabeazan'ny tanimaty dia akaikin'ny toerana mandroso mihinana angôvo ary manana ny teknika fangalana ny angôvon'ny masoandro ; noho izany any amin'ny [[faritra]] maro dia misy tetikasa mihalehibe momban'ny fanaovana aratra amin'ny alàlan'ny angôvon'ny masoandro. Ny tena lehibe amin'ireo dia bny any amin'ny [[tanimatin'i Mojave]] ([[Kalifôrnia]]), mamoaka hery 354 MW.
 
== Fomba fakana ny angôvon'ny masoandro ==