Alemaina: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k fanagasiana ny baiko ao anaty sary (left lasa ankavia, right lasa ankavanana)
k fanitsiana
Andalana faha-48:
Ny alemaina dia repoblika federaly, misy [[Faritan'i Alemaina|faritra 16]] any (''Bundesländer'' na ''oficial Länder'' amin'ny fiteny Alemana).
 
Tamin'ny andro taloha, ny Alemaina tahaka ny fantantsika amin'izao fotoana izao dia printsipaotia miisa mahery ny telonjato [[mizaka- tena]] avokoa.
 
Tao amin'ny [[Empira Jermanika Masina]] ny Alemaina tamin'ny [[962]] hatramin'ny [[1806]], tao anatin'ny [[Kaonfederasiona Jermanika]] izy tamin'ny [[1814]] hatramin'ny [[1866]].
Andalana faha-74:
Ny Alemaina dia [[firenena]] manan-danja amin'ny lafin'ny toe-karena sy amin'ny lafin'ny isam-ponina (demôgrafia).
 
Any andrefan'i Alemaina no misy ny [[Eoropa]] ''Rhinaina'', [[faritany]] anisan'ny be orinasa indrindra ao [[Eoropa]] ary anisan'ny manan-karena indrindra ao Eoropa sy manerana ny tany io [[faritany]] io.
 
Niovaova matetika ny sisitanin'i Alemaina tamin'ny taonjato faha 20. Namarana ny Empira Alemana ny faharesen'i Alemaina tamin'ny taona 1918. Nahenan'i Fifaneken'i Versailles ho 468 776 {{km2}} ny velarantan'ny [[firenena]] alemana (nefa 540 848 {{km2}} ny velarantaniny teo alohan'io). Verin'i Alemaina ny [[faritra]] Alsace-Lorraine. Sarahin'ny Polonia ny Prosy Atsinanana eo amin'ny [[faritra]] manodidon'i Gdansk (''Dantzig'' amin'ny teny alemana).
 
Tao aorian'ny faharesen'i Alemaina tamin'ny 1945, eo amin'ny tany alemana ny tafiky ny [[firenena]] nandresy an'i Alemaina. Ary any atsinanana, misy alemana 11 tapitrisa mahery no roahana satria lasan'i Polonia ny [[faritra]] atsinanan'i Alemaina miaraka amin'i Prosy Atsinanana. Ny vokatry ny Ady Mangatsiaka dia ny fisarahan'ny [[faritra]] Andrefana atao hoe Repoblika Federaly Alemana sy ny [[faritra]] Atsinanana atao koa hoe Repoblika Demokratika Alemana ho lasa [[firenena]] roa samihafa. Ny fiainana ao amin'ny RDA dia mitovitovy amin'ny firenena izay anjadian'i FRSS.
 
Tamin'ny 9 Novambra 1989, Narodana ny rindrin'i Berlin natsangan'ny Sovietika tamin'ny 1961, herin-taona teo aorian'io, tamin'ny 1990, nanjavona ny RDA. Io [[firenena]] vaovao io indray dia voatery mampanjary any amin'ny [[faritra]] any atsinanana noho ny fahanteran'ny RDA taloha amin'ny lafiny ara-toe-karena ary amin'ny lafin'ny foto-drafitr'asa.
 
Ankehitriny, dia mbola misy tsi-fitoviana ny lanja ara-toe-karen'ny [[faritany]] alemana any atsinanana tsy ny [[faritany]] alemana any andrefana noho ny fisarahana nisy tamin'ny Ady Mangatsiaka.