Akadia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k fanagasiana ny baiko ao anaty sary (left lasa ankavia, right lasa ankavanana)
k fanitsiana
Andalana faha-15:
[[Sary:Les Acadiens.png|120px|ankavanana|Ny saritanin'i Akadia ara-tantara (miloko mavo)|thumb]]
 
Tamin'ny 1979, Namolavolain'i Adrien Bérubé ny dika efatra ny teny ''Acadia'' nekena. Ny dika voalohany dia ny Akadia ara-tantara ("historique"). Tafiditra ao amin'io [[faritany]] io ny Helodrano Fundy na, raha velarana kokoa ny dikany, ny amorontsiraka misy anelan'ny renirano Sainte-Croix any andrefana sy ny Baie des Chaleurs any avaratra, Ao ny nosy atsimon'ny Golfe du Saint-Laurent (jereo ny saritany).
 
Ny dika faharoa dia ny Akadia jenealôjika, na akadian'ny diaspora. Amin'izany Akadia izany no misy ny fianakaviana akadianina noroahina tamin'ny ''Grand Dérangement'' : Ny Faritanin'ny ranomasimbe atlantika, ny Quebec, ny Saint-Pierre-et-Miquelon, ny Nouvelle-Angleterre, ny Louisianan bt Antila, ny Guyane Frantsay, ny Nosy Malouines ary ny la Frantsa. Ny fahatelo dia ny Akadia ankehitriny, ao amin'ny akadia ankehitriny ny misy ny [[faritany]] an-dranomasin'i Kanada. Ny fahefany dia Akadia prôspektiva, ao amin'ieany akadia izany ny misy ny kaontia miteny frantsay any Nouveau Brunswick.
 
== Toe-tany ==
 
Miankina amin'ny ranomasina ny vakoka ny Akadia. Eo akaiky na eo amoron-dranomasina ny ankabiazan'ny fikambanana. Manana endrika manokana ny [[faritra]] ipetrahan'ny akadianina.
 
=== Faritany ===
 
Miaina ao amin'ny [[faritany]] Kanadianina efatra ny akadianina (Nouveau-Brunswick, Québec, Nouvelle-Ecosse, ary Nosin'i Prince-Edouard) sy [[faritany]] telo any etazonia : Louisiana, Maina ary Massachusets.
 
Any amin'ny Akadia avaratra, Eo amoron'ny Baie des Chaleurs su ny amoron'ny Révière Restigouche ny loham-pirenen'i Akadia avararatra, Any atsimon'ny faritan'i Quebec no misy izy ireo.