1997: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Andalana faha-5:
 
* 2-[[13 Novambra]] : Fivoriana momba ny fiovan'ny toetr'andro, any Buenos Aires.
* [[1 Desambra]] : Fivorian'ny [[Firenena Mikambana]] momba ny fiovan'ny toetr'andro any Kyōtō : [[firenena]] 160 no nanapahan-kevitra momban'momba ny fampidinana ny etona mampafana ny rivotra (GES) 5,2% amin'ny 2012.
* [[13 Desambra]] : nanome fahafahana ho an'ny topa ara-bola ny OMC manomboka amin'ny Martsa 1999
* 3-[[4 Desambra]] : Fivorian' Ottawa. Dina momba ny fandrarana ny fampiasana, ny fitehirizana sy ny famotehana ny [[vanja]] antipersonaly, nosoniavina tany Ottawa. Firenena 35 no hanao sonia io dina hiasa amin'ny [[1 Martsa]] [[1999]] io. Firenena 50 no tsy hanao sonia, toy ny Etazonia, ny Rosia sy ny Sina.