15 590
modifications
k (Rôbô Nanampy: scn:Scrittura) |
(fanitsiana madinidinika) |
||
Manasaraka ny Fotoana Nialohan'ny Tantara sy ny Tantara ny taona namoronana ny soratra.
Ny endri-tsoratra voalohany indrindra fantatra amin'izao tontolo izao
== Fitaovana itahirizana fampahalalana ==
[[Sary:Cuneiform script2.jpg|ankavanana|200px|right|thumb|Soratra manana endrika fantsika]]
Ny lôgôgrama dia soratra iray maneho hevitra na zavatra iray. Betsaka ny lôgôgrama<ref>''soratra miendri-tsary''</ref> ilaina rehefa handika an-tsoratra fiteny iray, ary ny olana lehibe amin'ny soratra lôgôgrafika dia ny fianarana azy mandritry ny taona maro dia maro. Anefa tombontsoa lehibe no azo rehefa avy nianatra ilay soratra. Ny olana lehibe kosa amin'ny soratra lôgôgrafika, dia izy ireo tsy afaka maneho feo misaraka.
Ny soratra lôgôgrafika mbola ampiasaina ankehitriny dia ny soratra sinoa (sinôgrama) ampiasain'ny [[fiteny sinoa]] ary [[fiteny japoney]].
=== [[Silabera]] ===
Ny silabera dia soratra maneho vaninteny iray. Noho izany izay soratra ampiasain'ny fiteny rehetra mampiasa silabera dia renifeo arahana zanapeo iray. Tsy voatery manaraka ny zanapeo. Anaty [[silabera]], soratra iray ny vaninteny iray : tsy misy fifandraisana amin'ny vaninteny ''ki'' izao ohatra ny vaninteny ''ka'', samihafa amin'ny ''a'' ny vaninteny ''ka'' ary ny soratra ''k'', raha misy dia tsy hanan fifandraisana amin'ireo vannteny voatono taloha.
Rehefa mora ny firafitra ara-banintenin'ireo fiteny izay mampiasa silabera, ny silabera no tsara ampiasaina : ny fiteny japoney ohatra mampiasa silabera miaraka amin'ny soratra lôgôgrafika. Ireo fiteny nampiasa na mampiasa silabera dia ny Linera B, grika mikenianina, tsalakia ary njuka.
Nilaina ny fifanekena rehefa mifanalavitra ny toerana isian'ny mpivarotra sy ny mpividy. Ilay fifanekena dia bola tany poakaty misy vatokely, manana endrika telo :
*
* Kitsoloha
* Silendira
|