Grisy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Pejy voaforona amin'ny « {{Infobox Pays | nom_local1=Ελληνική Δημοκρατία | langue1=el | nom_local2=''Ellinikí Dhimokratía'' | langue2=el | nom_malgache=Repoblika heleniky | i... »
 
fanombohana
Andalana faha-43:
| indicatif_téléphonique=30
}}
 
I '''Grisy''' (na Repoblika Helenika) dia firenena any Eoropa atsimo, firenena amin'ny farany atsimon'i Balkana. Athina no renivohiny.
 
Ny velarantan'i Grisy dia 131 957 kilometatra toradroa, mizara sisintany amin'i Albania, Makedonia (Repoblika Iogôslavan'i Makedonia Fahiny), Biolgaria, Torkia ary Albania.
 
Firenena mpikamban'ny Vondrona Eoropeana i Grisy hatry ny taona 1981 ary mpikamban'ny faritra euro hatry ny taona 2001.
 
{{vangovango}}
 
[[sokajy:Firenena|G]]
 
[[fr:Grèce]]