Fiteny kantôney: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Xqbot (dinika | fandraisan'anjara)
k Rôbô Nanampy: am, ar, bcl, bg, bn, br, cs, de, en, eo, es, fa, fi, gan, gl, gv, hak, hi, id, is, it, ja, ko, kw, ms, nds, nl, no, pl, pt, ro, ru, simple, sv, ta, th, tr, ug, uk, vi, wuu, zh, zh-classical, zh-min-nan, zh-yue; changement de type cosm
Andalana faha-1:
[[Sary:Map of sinitic languages-en.svg|ankavanana|170px|thumb|Saritany maneho ny toerana itenenana ireo fiteny sinoa]]
 
Ny '''fiteny kantoney''' (amin'ny fiteny sinoa mandarina ary kantoney : 粤语 (sinôgrama nentindrazana), 粵語 (sinôgrama notsorina, tononina hoe ''Yuè yǔ'' amin'ny teny manadarina ary ''Jyut<sup>6</sup> jyu</sup>5</sup>'') dia fiteny sinoa tenenina any atsimon'i Sina, ao amin'ny faritan'i Guangdong, i Guanxi any Hong Kong ary any Macao.
 
Samihafa amin'ny fiteny sinao mandarina ny fiteny kantoney ary betsaka noho ny fahasamihafan'ny fiteny espaniola sy ny fiteny frantsay ny fahasamihafan'ny fiteny kantoney sy ny fiteny mandarina. Mora mifankahazo ihany anefa ny mpiteny mandarina sy ny mpiteny kantoney amin'ny fiteny an-tsoratra, noho ny singôgrama mitovy.
Andalana faha-10:
 
* 佢 ''keoi5'', « izy, azy » (tononina ''qú'' amin'ny teny mandarina fa tsy misy dikany ; 他 ''tā'' no hampiasaina) ;
* 冇 ''mou5'', « tsy manana» (amin'ny fiteny mandarina ''mǎo'', tsy misy dikany ihany koa. 沒有 ''méiyǒu'' no ampiasaina) ;
* 唔 ''m4'', [tsy] (''wú'' amin'ny fiteny mandarina, anononana ny feonjavatra ; 不 ''bù'' no ampiasaina amin'ny fiteny mandarina);
* 係 ''hai6'', « être » ( ''xì'', izany hoe mampandray ; 是 ''shì'' no ampiasaina);
Andalana faha-17:
{{vangovango}}
 
[[sokajySokajy:fitenyFiteny any sina]]
 
[[am:ጓንግዶንግኛ]]
[[ar:صينية يؤ]]
[[bcl:Kantones]]
[[bg:Кантонски език]]
[[bn:ক্যান্টনীয় উপভাষা]]
[[br:Kantoneg]]
[[cs:Kantonština]]
[[de:Kantonesische Sprache]]
[[en:Yue Chinese]]
[[eo:Kantona lingvo]]
[[es:Chino cantonés]]
[[fa:زبان کانتونی]]
[[fi:Kantoninkiina]]
[[fr:Cantonais]]
[[gan:粵語]]
[[gl:Lingua cantonesa]]
[[gv:Yueish]]
[[hak:Kóng-tûng-fa]]
[[hi:कैण्टोनी भाषा]]
[[id:Kantonis (linguistik)]]
[[is:Kantónska]]
[[it:Lingua cantonese]]
[[ja:広東語]]
[[ko:광둥어]]
[[kw:Cantonek]]
[[ms:Bahasa Kantonis]]
[[nds:Kantoneesch]]
[[nl:Kantonees]]
[[no:Kantonesisk]]
[[pl:Język yue]]
[[pt:Cantonês]]
[[ro:Limba cantoneză]]
[[ru:Юэ (язык)]]
[[simple:Cantonese]]
[[sv:Kantonesiska]]
[[ta:காந்தோநீசிய மொழி]]
[[th:ภาษาจีนกวางตุ้ง]]
[[tr:Kantonca]]
[[ug:كانتونچە]]
[[uk:Кантонська мова]]
[[vi:Tiếng Quảng Đông]]
[[wuu:粤语]]
[[zh:粤语]]
[[zh-classical:粵語]]
[[zh-min-nan:Kńg-tang-oē]]
[[zh-yue:粵語]]