Soratra: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Medieval writing desk.jpg|200px|ankavanana|thumb|Mpandika tamin'ny taona afovoany]]
 
Ny '''soratra''' dia fomba fametrahana an-tsary ny volan'ny fiteny iray, amin'ny alalan'ny endri-tsoratra soratana na natao sary (eo amina taratasy, ohatra), hahafahana mifanakalo fampahalalana haingana kokoa ary tsy mila feo.