Soratra: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Andalana faha-10:
 
=== Soratra logografika ===
 
[[Sary:Cuneiform script2.jpg|ankavanana|200px|right|thumb|Soratra manana endrika fantsika]]
 
Ny lôgôgrama dia soratra iray maneho hevitra na zavatra iray. Betsaka ny lôgôgrama ilaina rehefa handika an-tsoratra fiteny iray, ary ny olana lehibe amin'ny soratra lôgôgrafika dia ny fianarana azy mandritry ny taona maro dia maro. Anefa tombontsoa lehibe no azo rehefa avy nianatra ilay soratra. Ny olana lehibe kosa amin'ny soratra lôgôgrafika, dia izy ireo tsy afaka maneho feo misaraka.